taona vaovao
Rédigé le Mer 31 Déc, 2008 11:39:29 
tonga indray ity ny taona vaovao koa faly miarahaba antsika tsirairay tratry ny taona vaovao koa samia tahian' andriamanitra isika mianakavy hitondra soa sy fanambianana antsika anie ity taona ity ny tenako moa tsy mahay ùmikabary loatra